|
|
|
|

Teny iditra adonadona
Sokajin-teny anarana
 Avonavona aseho amin' ny fihetsika toa mirehareha, mieboebo, ka ny tongotra angadongadona, ny loha aanjonanjona ary ny fiteny atao somary hentitrentitra toa manambonimbony tena
Mitovy hevitra: fieboeboana ~ lanjalanja loha ~ rehareha [1.1]
 Pride, haughtiness of spirit, contemptuousness. See rehareha. [1.2]
 Orgueil, mépris [1.3]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : adonadona, adonadoko, adonadonao, adonadony, adonadontsika, adonadonay, adonadonareo, adonadon', adonadon-, adonadom-, adonado-
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/08