|
|
|
|

Teny iditra miadonadona (adonadona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miseho miavonavona amin' ny fandeha
Mitovy hevitra: miandranandrana ~ mianjonanjona ~ migadogadona ~ mingadongadona [1.1]
 To be haughty, to be contemptuous. [1.2]
 Etre dédaigneux [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miadonadona
Ny lasa : niadonadona
Ny hoavy : hiadonadona
Filaza mandidy : miadonadona

Teny iditra miadonana (adonadona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miadonadona [Fitanisana]
  [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20