Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
aelo
(
elo
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Ampiasaina hatao elo; iarovana amin' ny hainandro na ny orana:
Ravin' ampanga no naelon' ny ankizy ny zazavavy nanao fampitaha
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
aelo
, aeloko, aelonao, aelony, aelontsika, aelonay, aelonareo, aelon', aelon-, aelom-
Ny lasa :
naelo, naeloko, naelonao, naelony, naelontsika, naelonay, naelonareo, naelon', naelon-, naelom-
Ny hoavy :
haelo, haeloko, haelonao, haelony, haelontsika, haelonay, haelonareo, haelon', haelon-, haelom-
Filaza mandidy :
aeloy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19