|
|
|
|

Teny iditra elo
Sokajin-teny anarana
 Zavatra vita amin' ny lamba ho aro amin' ny hainandro na ny ranonorana: Velaro haingana ny elo fa avy ny orana [1.1]
 Trano heva [1.13]
 A parasol or umbrella [1.7]
 Parasol, parapluie [1.8]
 Petit hangar, chalet; parapluie [1.13]
Ohatra 
1Elo manga miofon'andro ambony loha; [1.257]
2Nijanona teroa Mangabe izy, dia novelariny ny elo mena. [2.508]
Sampanteny 

Teny iditra elo
Sokajin-teny anarana
  [Taimoro] Fialonana [1.78]
Voambolana 

Teny iditra elo
Sokajin-teny anarana
  [Taisaka] Aretina [1.78]
  [Tanala] Aretina: Tañala hafa no mañelo andoha ka i Boto ñ'mifehy loha (Tanala hafa no marary an-doha ka i Boto no mifehy loha) [1.78]
  [Taisaka] Maladie (en général) [1.82]
Voambolana 

Teny iditra elo
Sokajin-teny anarana
  [Bara] Fanahy [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25