| Teny iditra | afa-doza | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | afaka, loza | |
| Enti-milaza olona efa teo ambavahoanan' ny loza nefa afaka soa aman-tsara; voavonjy soa aman-tsara tamin' ny loza saiky nahavoa ny tena [1.1] | ||
| [loza, calamity, danger.] Free from pain or trouble, released from danger, rescued from an impending calamity. [1.2] | ||
| Tovy hevitra | afa-paty | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |
|