|
|
|
|

Teny iditra loza
Sokajin-teny anarana
 Zavatra mampahita fahavoazana lehibe, toy ny fahafatesana, faharavam-pananana, sns...: Saika nahita loza Rabe tamin' ny diany farany tao
Zavatra miterapahavoazana lehibe ho an' olon-tokana na maro: Tsy misy loza mihoatra noho ny adim-pirenena
Mitovy hevitra: angano ~ angano latsaka ~ antambo ~ fahonana ~ faisana ~ fohehatra ~ idiran' angano ~ idirandoza ~ iharan-doza ~ mahatsiravina ~ mahita angano ~ mamoa-tsampona ~ mamohehatra ~ mampidi-doza ~ mampiditra angano ~ sampona ~ sendra ny mangidy tsy telina ~ tambàna ~ tra-boina ~ tra-doza ~ voan' ny patsa iray tsy omby vava ~ voan' ny tain' akoho mahalavo ~ voina ~ zo [1.1]
 Voina mihatra tsy ampoizina [1.13]
 Calamity, danger [1.7]
 Calamité, danger [1.8]
 Accident [1.13]
Ohatra 
1Loza loatra re io vola io! [2.499]
2Ny olona aza no tena loza. [2.472]
Haiendriteny 
Tsotra : loza, lozako, lozanao, lozany, lozantsika, lozanay, lozanareo, lozan', lozan-, lozam-
Tovonana : -doza, -dozako, -dozanao, -dozany, -dozantsika, -dozanay, -dozanareo, -dozan', -dozan-, -dozam-
Sampanteny 

Teny iditra loza
Sokajin-teny mpamaritra
  [Bezanozano] Masiaka [1.78]
 Masiaka izaitsizy: Olon-doza, hono, izany Néron izany
Enti-milaza olona na zavatra mampitola gaga, tsy eran-tany (na amin' ny lafiny tsara na amin' ny lafiny ratsy): Loza Ikoto raha hihazakazaka [1.1]
 Angry, fierce, frightful [1.7]
 Cruel, intraitable, dangeureux [1.8]

Teny iditra Loza
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
 Fleuve de la préfecture d'Antsohihy formé par la confluence de la Doroa ... et la Tsinjomorana, forme, dans le canton de Befandriana, par la confluence de l'Ankazabo et l"Antsimpororona ... Il reçoit sur sa rive droite l'Ankofia grossie de l'Anjingo et l'Irony, la Maevarano ..., l'Ambariolava et l'Anjango [1.11]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12