Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
a
fa
hy
(
fahy
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Hatavezina:
Hafiriana ireto omby ireto no nafahinao?
[
1.1
]
To be made fat by food, to be fed; to be besieged.
[
1.2
]
Ohatra
1
Matavy tsy
afahy
, zalahy!
[
2.69
]
2
Ny hoe " daboka " dia matavy, vaventy, no heviny, ka ny dabokandro dia ilazana ny omby matavy tsy
afahy
fa homana sy ompiana mikarenjy eny amin'ny andro fotsiny eny any an'efitra.
[
2.314
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
afahy
, afahiko, afahinao, afahiny, afahintsika, afahinay, afahinareo, afahin', afahin-, afahim-
Ny lasa :
nafahy, nafahiko, nafahinao, nafahiny, nafahintsika, nafahinay, nafahinareo, nafahin', nafahin-, nafahim-
Ny hoavy :
hafahy, hafahiko, hafahinao, hafahiny, hafahintsika, hafahinay, hafahinareo, hafahin', hafahin-, hafahim-
Filaza mandidy :
afahazo
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19