| Teny iditra | afa-jaza | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | afaka, zaza | |
| Niteraka zaza izay mbola tsy ampy andro ka maty (raha latsaka ny enimbolana an-kibo ilay zaza, dia atao hoe vaky manta no filaza an-dreniny afa-jaza) [1.1] | ||
| Used of abortion or miscarriage. [1.2] | ||
| Having a miscarriage [1.7] | ||
| Ayant avorté [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |
|