|
|
|
|

Teny iditra zaza
Sokajin-teny anarana
 Ankizy mbola kely tsy tonga taona: Tsy dia azo omen-tsiny loatra ny zaza
Tsy mato-tsaina, tsy mieritreritra, manao fanahinjaza: Ny vatany fotsiny no lehibe fa mbola zaza raha Ikoto [1.1]
 A child [1.7]
 Enfant [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] Enfant [1.405]
Ohatra 
1Nanahirana indray anefa io zaza io. [2.472]
2Zaza efatra no milalao tsy lavitra azy eo. [2.470]
Haiendriteny 
Tsotra : zaza, zazako, zazanao, zazany, zazantsika, zazanay, zazanareo, zazan', zazan-, zazam-
Tovonana : -jaza, -jazako, -jazanao, -jazany, -jazantsika, -jazanay, -jazanareo, -jazan', -jazan-, -jazam-
Sampanteny 

Teny iditra Zaza
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
 Zaza, Ziza [2.996]
  Randzavola: NNN amin' ny Baiboly [1.38]
 Zaza [2.996]
 Zaza [2.996]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/26