| Teny iditra | afantsika (fantsika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Enti-milaza izay entina mamantsika: Itỳ fantsika peta-doha itỳ afantsika an' io sary io Araikitra amin' ny toerana na asa iray ka tsy alana eo: Nafantsikao adiny roa teto aho niandry anao [1.1] | |||||||||
| Used of that which is employed as a nail. [1.2] | |||||||||
| Ohatra | tsimatra = fanjaitra hazo afantsika an-daniny roa amin' ny harona hahazoana mamatotra azy amin' ny bao.
[2.472] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|