|
|
|
|

Teny iditra fantsika
Sokajin-teny anarana
 Vy lavalava kely marani-doha hanakambanana ny hazo roa na maria [1.1]
 A nail, a spike. See fantoka, homba [1.2]
 A nail [1.7]
 Clou [1.3, 1.8]
 état de ce qui est cloué [1.3]
 Pointe [1.8]
Ohatra 
1Nividy fantsika sy antsy ny rainy. [2.442]
2Notapatapahina ireo fantsika, dia nojereny avy eo ka. [2.606]
3Io dia saron-daba vifotsy nendahina ary nolavadavahana tamin' ny fantsika ka manjary marokoroko ny lafiny iray. [2.472]
Sampanteny 

Teny iditra fantsika
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Having a fixed employment; assigned to a certain work; engaged, wholly fixed, stationed. [1.2]
 état de celui qui est fixé à un emploi, à une affaire [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05