| Teny iditra | afefy (fefy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Entina mamefy: Bakakely no nafefiny ny tanimboliny [1.1] | |||||||||
| Ohatra | Afefy valam-parihy ny zozoro mba tsy hidiran' ny vorona eny an-tanimbary.
[2.445] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |
|