Teny iditra haivola
Sokajin-teny anarana
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  tongavola ~ rosovola ~ kingavola ~ garabola

Teny iditra Haivola
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Mpanoratra FOFAFIPE
Mpamoaka boky 2001. Ministeran'ny Fampianarana Ambaratonga Faharoa sy Fanabeazana Fototra, Antananarivo.
Copyright MinESEB 2000
Habeny Ambainy: 18cm. Haavony: 24cm. Takila: 128.
Fanoritsoritana Boky famakianteny sy fanazaran-tsaina ho an' ny kilasy faha-7
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

2020/01/26