| Teny iditra | aforitra (foritra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Alefitra, aketrona: Aforeto ny tanan' akanjonao rehefa hiasa [1.1] | |||||||||
| To be folded, to be turned down, to be wrapped. [1.2] | |||||||||
| To be folded, to be bent [1.7] | |||||||||
| Qu'on plie, qu'on replie [1.3, 1.8] | |||||||||
| Qu'on courbe [1.3] | |||||||||
| Ohatra | Sady henjana izy io nefa azo aforitra ihany koa ka azo folahina tsara amin' izay itia-vantsika azy.
[2.445] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|