Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
a
go
ana
(
goana
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Vohaina mafy miriadriatra:
Nagoanany ny varavarana fa tezitra avy tany amin' ny nalehany tany izy
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
agoana
, agoako, agoanao, agoany, agoantsika, agoanay, agoanareo, agoan', agoan-, agoam-, agoa-
Ny lasa :
nagoana, nagoako, nagoanao, nagoany, nagoantsika, nagoanay, nagoanareo, nagoan', nagoan-, nagoam-, nagoa-
Ny hoavy :
hagoana, hagoako, hagoanao, hagoany, hagoantsika, hagoanay, hagoanareo, hagoan', hagoan-, hagoam-, hagoa-
Filaza mandidy :
ago
a
ny
,
ago
a
no
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19