| Teny iditra | ahahy (hahy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Apetraka mivelatra amin' ny toerana azon' ny masoandro mba ho maina: Ahahazo tsara ny lambanao sao tsy misy hoentinao rahampitso [1.1] | |||||||||
| Used in speaking of something dried in the sun. [1.2] | |||||||||
| To be dried in the sun [1.7] | |||||||||
| Qu'on sèche au soleil [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Ahahy avy hatrany ny lamba voasasa amin' izany.
[2.117] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny nalaina | Soratra misy io teny io | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|