| Teny iditra | hahy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fametrahana ny zavatra tiana ho maina ho hitan' ny masoandro sy ny rivotra: Ratsy hahy izany lamba izany. [1.1] | ||
| See tanina. [1.2] | ||
| The act of sunning and drying things [1.7] | ||
| Action de sécher au soleil [1.8] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/13 |
|