| Teny iditra | ahanta (hanta) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Enti-milaza ny olona entina hangatahan-javatra na ny zavatra entina hampihantan-jaza: Mofo sy vatomamy foana no ahantan-drainy an' i Fara kely [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|