|
|
|
|

Teny iditra hanta
Sokajin-teny anarana
 Angolangola na fihetsika somary amboamboarina raha mangata-javatra noho ny fitokiana fitiavana; fiangaviana na fitarainana hahazoana zavatra na hahazoana manao ny sitraky ny fo noho ny fitokiana fitiavana; fanaovana angolangola hahazoana tombompitia: Tokony ho voafefin' ny fanajana mandrakariva ny hantahanton' ny ankizy. [1.1]
 Indulgence [1.7]
 Action de tout accorder [1.8]
Sampanteny 
Tovy hevitra hantahanta

Nohavaozina tamin' ny 2011/04/04