Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
a
ha
ratra
(
haratra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Entina manaratra:
Itỳ hareza itỳ aharatra ny volombavanao fa maranitra tsara
[
1.1
]
Avec quoi on rase
[
1.3
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
aharatra
, aharatro, aharatrao, aharany, aharatsika, aharatray, aharatrareo, aharatr', ahara-, aharatry
Ny lasa :
naharatra, naharatro, naharatrao, naharany, naharatsika, naharatray, naharatrareo, naharatr', nahara-, naharatry
Ny hoavy :
haharatra, haharatro, haharatrao, haharany, haharatsika, haharatray, haharatrareo, haharatr', hahara-, haharatry
Filaza mandidy :
aha
ra
to
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19