|
|
|
|

Teny iditra haratra
Sokajin-teny anarana
 Fanakakasana ny volo amin' ny hareza na amin' ny lelan' antsy maranitra [1.1]
 The act of shaving [1.7]
 Action de se raser [1.8]
Ohatra 
1Tandremo tsy haratra intsony ilay faritra. [2.424]
2Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy. [2.472]
Sampanteny 

Teny iditra haratra
Sokajin-teny anarana
 Hazo lava mampitohy ny tapenaka roa eo antenatenany ambony kely (haratra ambony) ary eo ambany (haratra ambany) andany roan' ny vovonana, ka ipetrahan' ny lohatrano [1.1]
  [Sihanaka] Hazo lolohavin'ny andriambo [1.78]
 The purlins in the roof of a house. [1.2]
 A purlin or lengthwise stringer under a roof [1.7]
 Les pannes des toits [1.8]
Mpanahaka  hara-boalavo ~ mitatao haratra ambany ~ mitatao haratra ambony

Teny iditra haratra
Sokajin-teny anarana
  aratra [1.7]
  aratra [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21