| Teny iditra | aharo (haro) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| [Taisaka] Afangaro, ampifangaroina [1.78] | |||||||||
| Afangaro, atao mikambana: Naharony tamin' ny gisanay ny gisany ka nanahirana ny nanavaka azy [1.1] | |||||||||
| To be mixed. Used in speaking of that which is added. [1.2] | |||||||||
| Ohatra | Ny boka dia aza aharo toerana amy ny vohitra, fa avoahy.
[1.431] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | aharo (hatra) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ahàtra | ||||||||
| Ohatra | aharo ireo ampisotroina azy ny olona mivalana ra;
[2.48] | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/18 |
|