| Teny iditra | haro | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Famadibadihana zavatra mba hifangaroan' ny ao anatiny tsara Fanaovana izay hampikambana ka hampiray zavatra roa na maro [1.1] | ||
| Fitambarana taharo roa na maromaro [1.13] | ||
| [Taisaka] Fifangaroana [1.78] | ||
| A mixture. [mal. And jav. Aru, to stir up.] [1.2] | ||
| A mixture [1.7] | ||
| Mélange [1.8] | ||
| Complexe, mélange, composition [1.13] | ||
| Sampanteny |
| |
| Mpanahaka | fangaro ~ laro | |
| Teny iditra | haro | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Taisaka] Corbeille [1.82] | ||
| Teny iditra | haro | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Taisaka] fihadiana [1.78] | ||
| Teny iditra | haro | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tanosy] alina [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12 |
|