| Teny iditra | ahevahevao (hevaheva) | |
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ahevaheva | |
| Ohatra | Ary alao ny tratran' ny ondrilahy fanokanana an' i Arona, ka ahevahevao ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan' i Jehovah;
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17 |
|