| Teny iditra | ahina (ahy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atahorana: ahiko ho nangalatra iny zazalahy iny fa kaodikaody Karakaraina, raharahaina: tsy ahiny akory ny asany [1.1] | |||||||||
| To be cared for, to be concerned about, to be feared , to be suspicious about. [1.2] | |||||||||
| To be cared for; to be cause for worry [1.7] | |||||||||
| Dont on a soin; dont on s'inquiète; dont on se soucie [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|