| Teny iditra | ahinjitra (hinjitra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao mihinjitra mihenjana: Ahinjiro ny sandrinao [1.1] | |||||||||
| To be extended stiffly [1.7] | |||||||||
| à raidir [1.3] | |||||||||
| Qu'on étend, comme la main [1.8] | |||||||||
| Ohatra | ary sandry ahinjitra sy fitsarana lehibe no hamonjeko anareo.
[2.996] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|