| Teny iditra | ahorirana (horirana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Asaina mijoro, na mandry amin' ny ilany: Maharary azy, hono ny lamosiny ka ahorirano ny fampandry azy [1.1] | |||||||||
| To be set on edge [1.7] | |||||||||
| Qu'on pose obliquement, incliné; qu'on met sur le côté [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Aforitra sahala ny manao totohondry ny rantsan-tanana havia na havanana, somary ahorirana kely ary pepehana amin' ny fela-tanana ilany.
[1.519] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|