Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
horirana
(
rirana
)
Sokajin-teny
anarana
Fandriana ka ny ila no atao ambany mandry; fijoroana tsy manatrika na miamboho fa ny ila an-kavia na havanana no tazana
[
1.1
]
Sampanteny
ahorirana
,
anoriranana
,
fanorirana
,
fanoriranana
,
fihorirana
,
fihoriranana
,
horirandrirana
,
horiranina
,
ihoriranana
,
mahahorirana
,
manorirana
,
mihorirana
,
mpanorirana
,
mpihorirana
,
tafahorirana
,
voahorirana
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05