| Teny iditra | ahotsaka (hotsaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Alona, atsoboka, aroboka ao anaty rano [1.1] | |||||||||
| à tremper dans, à imbiber dans [1.3] | |||||||||
| Ohatra | Mihabe vava ny hady an-tanàna ka izay tsy ahotsaky ny oram-pahavaratra, tsy hain' ny fandrotrarana tanana sy hafenina intsony.
[2.470] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21 |
|