| Teny iditra | hotsaka | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Tany be fotaka, honahona, na toerana petsapetsa lava: Mampidi-doza ny mandeha amin' ny hotsaka Lena tanteraka, vonto: Hotsaky ny orana ny akanjony Rakotra: Hotsaky ny hatina ny tenany manontolo [1.1] | ||
| [Bezanozano] [ hôtsaka ] Honahona [1.78] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23 |
|