| Teny iditra | aila | ||||||||
| Sokajin-teny | tambinteny | ||||||||
| [Tsimihety] ambadika, ankoatra [1.78] | |||||||||
| Teny iditra | aila (ila) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Ivarotana ampahany na antsasany: Toa tsy amidin-dRabe daholo, hono, ity taniny ity fa ailany fotsiny Atokana: Ailao ireto boky ireto fa hovidiko rahariva [1.1] | |||||||||
| Dont on cède une partie, une moitié: Aila va io tanimbarinao io sa amidy daholo? (Voulez-vous vendre une partie, la moitié de votra rizière ou bien la vendrez-vous toute entière?) [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|