| Teny iditra | akana | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| Ahotrahotra, ahonahona, fijanonjanona kely eo am-pitenenana. [1.1] | |||||||||
| Hésitation, embarras dans la parole, le langage [1.3] | |||||||||
| Sampanteny |
| ||||||||
| Teny iditra | akana (aka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||||
| [1.2] | |||||||||
| Ohatra | Misy ihany izany, saingy mahalana, fa dia tena jono tsotra izao no akana azy tsirairay.
[2.471] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | akàna | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| [Betsimisaraka] Honkon'antsy [1.78] | |||||||||
| Teny iditra | Akana | ||||||||
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||||||
| Randzavola: NNN amin' ny Baiboly [1.38] | |||||||||
| Akan [2.996] | |||||||||
| Aqân [2.996] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/03/04 |
|