| Teny iditra | akanga | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Karazam-borondia izay mipentimpentina mainty sy fotsy ny volony ary fatra-piara-dia maro ka sarotra vakina [1.1] | ||
| The guinea fowl, Numida mitrata, Pall. [Swa. ka'nga.] [1.2] | ||
| The guinea hen [1.7] | ||
| Pintade [1.3, 1.54, 1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Numida mitrata | |
| Ohatra | Mitsararaka maneno ny akanga any ambonin' ny ala miandrandra
[2.69] | |
| Sary |
| |
| Teny iditra | akanga | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Taimoro] vahoaka, karilahy [1.78] | ||
| Enti-milaza olona fetsifetsy sy fangoloka amin' ny halatra sy ny fanambakana [1.1] | ||
| [Provincial] A rascal [1.2] | ||
| Un filou, un fripon, un fin matois [1.3] | ||
| Les fripons et des gens rusés [2.415] | ||
| Mpanahaka | akangalahy ~ akangavavy | |
| Teny iditra | akanga | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsimisaraka] (allusion aux macules des fruits qui rappelleraient le plumage bigarré de la pintage). Voacanga thouarsii Roem. & Schult. (Apocynaceae). Arbres des terrains marécageux, dans toute l'île. Riche en alcaloïdes. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Voacanga thouarsii | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/12/08 |
|