| Teny iditra |
akany
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Tranom-borona [1.1]
|
| | The nest or roosting place of wild birds. [1.2]
|
| | A nest [1.7]
|
| | Nid [1.8]
|
| Voambolana |
| Haiendriteny |
| Tsotra : |
akany,
akaniko,
akaninao,
akaniny,
akanintsika,
akaninay,
akaninareo,
akanin',
akanin-,
akanim- |
|
| Lahatsoratra |
| Sary |
|
|
| Teny iditra |
akany
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Trano na tanàna nahaterahana na nonenana fony fahazaza: Hontsa daholo izahay nandao ilay akany nahabe [1.1]
|
| | A youth center. [1.7]
|
| | Foyer (pour les jeunes). [1.8]
|
/m:web>
| Habaka | Akany Avoko
|
|
| Teny iditra |
akañy
|
| Sokajin-teny | tambinteny
|
| | [Betsimisaraka]
Any aminy, manambara toerana misy ny zavatra anontaniana ka tsy eo fa any amin'ilay toerana nialan'ilay mpanontany [1.78]
|
| | [Sihanaka]
Any [1.78]
|
|
| Teny iditra |
akany
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Bara]
Ady, fifandirana [1.78]
|
| | [Taisaka]
[ akañy ] Fifandirana [1.78]
|
| | [Tanosy]
Fifandirana [1.78]
|
| | [Taisaka]
[ akañy ] Argumentation, discussion [1.82]
|
| Sampanteny |
| Tovy hevitra | |
|