|
|
|
|

Teny iditra aketa
Sokajin-teny anarana
 Anarana ilazana ny lahy amin' ny karazam-balala iray izay atao hoe adrisa ny vavy [1.1]
 A species of locust, the male of the adrisa. Also called aketalahy. [1.2]
 Espèce de sauterelle mâle, dont la femelle est l' adrisa [3.1]
Voambolana 
Ohatra mietaketaka foana ny aketa, ary mirisarisa foana ny adrisa, fa izay tsy enina anay mitratraingo. [2.69]
Tovy hevitra aketalahy

Teny iditra aketa
Sokajin-teny anarana
  [Betsileo] ( keta = prénom féminin ; mot hybridé avec le français "raquette") Opuntia vulgaris Mill. (Cactaceae). Espèce anciennement introduite (XVIè siècle), ce "figuier de Barbarie" s'était largement développé dans le sud et fournissait une part importante de l'alimentation des boeufs, par ses articles charnus et armés de piquants, et des humains, par ses fruits. Ces peuplements ont été presque entièrement détruits en 1922-1925 par suite de l'introduction d'un Insecte, une Cochenille parasite. Il en résulta une terrible famine. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Opuntia vulgaris

Teny iditra Aketa
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -22.1333333, 45.2333333
Haianarantany aketa

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28