Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
akiky
(
kiky
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Entina mikiky, mikaoka, manala sombiny tsikelikely amin'ny zavatra iray:
Intỳ ny sotrobe akikinao ny vilany
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
akiky
, akikiko, akikinao, akikiny, akikintsika, akikinay, akikinareo, akikin', akikin-, akikim-
Ny lasa :
nakiky, nakikiko, nakikinao, nakikiny, nakikintsika, nakikinay, nakikinareo, nakikin', nakikin-, nakikim-
Ny hoavy :
hakiky, hakikiko, hakikinao, hakikiny, hakikintsika, hakikinay, hakikinareo, hakikin', hakikin-, hakikim-
Filaza mandidy :
akikiso
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19