| Teny iditra | kiky | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fikaohana mba hampahanify, fanadiovana mba hanalana ireo miraikidraikitra amin-javatra diovina [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | kiky | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Bara] tazo [1.78] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | kiky | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Bara] kitro [1.78] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | kiky | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Taisaka] Karazam-biby dia [1.78] | ||
| Teny iditra | kiky | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tankarana] Nom d'une espèce de poisson. [1.19] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | kiky | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsileo] (au sens général : déchets de ratissage, raclures ; comparer au malais kikis : copeaux rejetés par le rabot). Nom donné à une Graminée : Sporobolus subtilis Kunth (Poaceae), généralement considérée comme sans utilité. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Sporobolus subtilis | |
| Nohavaozina tamin' ny 2022/05/27 |
|