| Teny iditra | akisaka (kisaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Afindra toerana tsy lavitra: Nakisany fotsiny ilay vato dia lasa izy, fa tsy navariny any an-kady ~ Akisaho ny sezanao fa tsy mahita aho [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|