|
|
|
|

Teny iditra akofohy (kofoka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana akofoka [Fitanisana]
Ohatra 
1Akofohy ny anana fa matetika misy bibin' anana [1.1]
2Akofohy ny lamba fandiavana isa-maraina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17