| Teny iditra | akofoka (kofoka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Hofokofohina, ahetsiketsika: Akofohy ny anana fa matetika misy bibin' anana Akopaka: Akofohy ny lamba fandiavana isa-maraina Kapohina: Nakofo-drainy ilay zazalahy fa naditra [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|