| Teny iditra | akoriana (koriana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Ampandehanina misosa miadana, asosa tsy misy manakantsakana: Nakorianan' ny Mpandahatra eny an-dohasaha ny rano mba hamelona ny biby sy ny zavamaniry Akorisa, akisaka: Akoriano hatreto io vato io raha voatosikareo [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|