Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
ko
ri
ana
Sokajin-teny
anarana
Fandehanana midina tsimoramora, fisosana tsy misy manakantsakana, fizorana amim-pilaminana
[
1.1
]
A peaceful flowing
[
1.7
]
Action de couler paisiblement
[
1.8
]
Sampanteny
akoriana
,
anakorianana
,
fanakoriana
,
fanakorianana
,
fikoriana
,
fikorianana
,
ikorianana
,
korianana
,
koriandriana
,
mahakoriana
,
mampanako
ri
ana
,
mampifanako
ri
ana
,
mampiko
ri
ana
,
manakoriana
,
mifampiko
ri
ana
,
mifanako
ri
ana
,
mikoriana
,
mpanakoriana
,
mpikoriana
,
tafakoriana
,
voakoriana
Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02