|
|
|
|

Teny iditra ala fady
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny ala, fady
 Ala misy fasana na toerana masina tsy azo diavina [1.1]
  [Provincial] A grove in which there are graves, and thus is forbidden ground [1.2]
 (de fady = sacré, interdit) reliques forestières, protégées de la destruction par les interdits religieux. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra ala fady
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny ala, fady
 Vola omena ny mpandevina; vola na zavatra zaraina amin' ny olona nandray anjara tamin' ny fandevenana [1.1]
 A present of beef or money from the chief mourner at a funeral to those attending the ceremonies connected with the afana. [1.2]
Ohatra Dia natao ny fombam-pandevenana izay fanaon'ny tany aloha, vola omena ny isan-karazana izay atao hoe : "Alafady" ariary no natao tamy ny io. [2.59]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16