Teny iditra Ny Bokin-dRakotovao
Singan-teny boky
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Zana-dohateny 1843-1906
Mpanoratra Cohen-Bessy Annick
Fanonta printy 1992. Tsipika. Takila: 387.
Sombiny 
takila 289
1896/10
Ny mpikomy izay nomen'ny olona anarana hoe: Menalamba: dia nandroso matetika hiany ny famelezan'ny Vahoaka; tafihiny, ka alain'ny fananany, doroany ny trano, ary vonoiny ny olona; mafy ny manjo ny vahoaka.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12