| Teny iditra | alamina (lamina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao tsara lahatra, amboarina mba hirindra: Alamino ireto boky ireto Karakaraina mba ho amin' ny toerana tokony hisy azy avy ny zavatra rehetra: Nalaminy ny trano vao nandeha izy [1.1] | |||||||||
| To be arranged, to be set in order [1.2] | |||||||||
| Ohatra | Alamina sy diovina ny manodidina.
[2.117] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|