|
|
|
|

Teny iditra lamina
Sokajin-teny anarana
 Fanaovana izay hisian' ny firindrana, ny fiezahana sy fanaovana izay tsy hahitana korontana; fikarakarana mba ho amin' ny toerany avy ny zavatra. [1.1]
 See lahatra, andalana [1.2]
 Organisation; arrangement, ordre, disposition [1.13]
Ohatra 
1Toy izao ny lamina arahina hanatsara ny karazan' asa misy eto an-tanananay; [2.445]
2Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga. [2.472]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07