Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
a
le
o
Sokajin-teny
matoanteny mpamaritra
Preferred, preferable. [See leo.]
[
1.2
]
It is better that...
[
1.7
]
Il vaut mieux, il est préférable
[
1.3
,
1.8
]
Ohatra
1
Aleo
ho lavitra azy aho!
[
2.270
]
2
Marina ny azy :
aleo
mody!
[
2.528
]
3
Aleo
ihany anefa manamboatra.
[
2.445
]
4
Fantatra fa misy zavatra tsy teliny mihitsy, ka
ho aleony
maty toa izay hanaiky izany
[
2.298
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
aleo
, aleoko, aleonao, aleony, aleontsika, aleonay, aleonareo, aleon', aleon-, aleom-
Ny lasa :
aleo
, aleoko, aleonao, aleony, aleontsika, aleonay, aleonareo, aleon', aleon-, aleom-
Ny hoavy :
ho aleo, ho aleoko, ho aleonao, ho aleony, ho aleontsika, ho aleonay, ho aleonareo, ho aleon', ho aleon-, ho aleom-
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/14