|
|
|
|

Teny iditra amahanana (fahana)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
  [1.2]
  [1.3]
Ohatra Ity ny faham-borona hamahananao ny vorombe (Voici la ration des oies) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : amahanana, amahanako, amahananao, amahanany, amahanantsika, amahananay, amahananareo, amahanan', amahanan-, amahanam-, amahana-
Ny lasa : namahanana, namahanako, namahananao, namahanany, namahanantsika, namahananay, namahananareo, namahanan', namahanan-, namahanam-, namahana-
Ny hoavy : hamahanana, hamahanako, hamahananao, hamahanany, hamahanantsika, hamahananay, hamahananareo, hamahanan', hamahanan-, hamahanam-, hamahana-
Filaza mandidy : amahano

Nohavaozina tamin' ny 2020/06/26