| Teny iditra | fahana | ||||||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
| Tohana eo ivelan' ny zavatra iray mba hananany hery bebe kokoa Fifikirana amin' ny zavatra, fanankinana mafy ny tongotra mba tsy hianjera [1.1] | |||||||||||||
| That which is the sustinence or support of another. [1.2] | |||||||||||||
| Soutien, support, action d'appuyer solidement une chose, de se cramponner, d'appuyer les pieds pour ne pas tomber, de se retenir en marchant Figuré: obstination [1.3] | |||||||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||||||
| Sampanteny |
| ||||||||||||
| Teny iditra | fahana | ||||||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
| [Taisaka] sakafo [1.78] | |||||||||||||
| Sakafo omem-bahiny Hanina, sakafo: Ataovy tsara fahana ny zazakely Anjara hanina: Ento ny fahan-kisoa homena azy Ilay zavatra mampipoaka ny basy, ny tafondro: Fahan-tafondro. / Saika loza fa, hay, mbola nisy fahany ilay basy Ny hery ananan' ny vimiaina mampandeha ny famantaranandro: Tsy ampy fahana ny famantaranandronao matoa nijanona sahady Ilay kofehy mifampiditra amin' ny tenan' ny tenona mba haha-lamba azy, (ka ny fahana mitsivalana fa ny tenany mitsangana): Ny jabo dia lamba rofia, izay ny fahany landihazo! [1.1] | |||||||||||||
| That without which nothing has any consistency Nourishment, strength, ration, subsistence, complement That which has been made firm, complete, or solid A gun charge A present of food to strangers The weft in weaving [1.2] | |||||||||||||
| Cadeau en vivres offert à un étranger, nourriture, ration Charge d'une arme à feu Action de monter une horloge, un ressort, la trame d'un tissu [1.3] | |||||||||||||
| A gift of food, food [1.7] | |||||||||||||
| [Taisaka] Qu'on nourrit [1.82] | |||||||||||||
| Cadeau en vivres; nourriture [1.8] | |||||||||||||
| Voambolana | |||||||||||||
| Ohatra |
| ||||||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||||||
| Sampanteny |
| ||||||||||||
| Teny iditra | faha~na | ||||||||||||
| Sokajin-teny | tsirinteny saradroa | ||||||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20 |
|