| Teny iditra | amalombandana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | amalona, vandana | |
| Karazan' amalona lehibe mety mahatratra 1,5 m. ny halavany ary ohatra ny fe ny habeny [1.1] | ||
| [vandana, striped.] Name of a species of eel. [1.2] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06 |
|